|
|
|
|

Teny iditra1  salebolebo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fisondrotry ny ambavafo ta handoa, loiloy
Voambolana  4  Fahasalamana
Fototeny  5  lebolebo
Sampanteny 
6  Matoantenin' ny mpanao :
7  Anarana :
Tovy hevitra  8  lebolebo, salembo, salembona, salemboana
Mpanahaka  9  salebona

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21