|
|
|
|

Teny iditra1  salebolebo
Sokajin-teny  2  anarana
Fototeny  3  lebolebo
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  7  [1.1] Fisondrotry ny ambavafo ta handoa, loiloy
Voambolana  8  Fahasalamana
Tovy hevitra  9  lebolebo, salembo, salembona, salemboana
Mpanahaka  10  salebona

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21