Teny iditra | salosina | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Fahalalana, fisainana (tsy miasa raha tsy miaraka amin' ny teny hoe "marivo"): marivo salosina [1.1] | ||
Kamban-teny |
| ||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny salosina io | ||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |