Teny iditra salotra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Akanjo toy ny palitao fa fohy tena sy tsy misy tanana ary tsindriana ny palitao
Enti-milaza fomba fitafy lamba izay apetraka fotsiny eo ambony soroka roa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Waistcoat [1.2]
 A vest [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Veste [1.8]
Ohatra 
1Tapatapa-damba hatao salotra. [2.649]
2Akanjo fitondra andavanandro no teny aminy ary salotra nampinadramin' ny tompom-panasana no teo amboniny. [2.470]
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny 

Teny iditra salotra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba firandran' ny renin-jaza amin' ny andro amorana ny zanany; randram-bolo ataon' ny reny amin' ny fandidiam-poitra ny zanany [1.1]
Voambolana 

Teny iditra salotra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Merina] (c'est aussi le nom donné à la coiffure spéciale des femmes dont l'enfant va être circoncis ; la même racine, dans son sens général veut dire : action de suspendre, d'accrocher ; dans un sens plus moderne : mettre les habits d'un autre). Pachypodium rosulatum Baker et Pachypodium rosulatum var. gracilius (H. Perrier) Lüthy (Apocynaceae). Nom relevé par le R.P. Camboué. Curieuse plante, à souche monstrueuse, poussant sur les rochers, dépourvue de feuilles en saison sèche ; mais faisant de belles fleurs d'un jaune éclatant. [1.196]
Anarana siantifika Pachypodium rosulatum, Pachypodium rosulatum var. gracilius
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/16