|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  salotra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Akanjo toy ny palitao fa fohy tena sy tsy misy tanana ary tsindriana ny palitao
Enti-milaza fomba fitafy lamba izay apetraka fotsiny eo ambony soroka roa
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] waistcoat
5  [1.7] a vest
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] veste
Ohatra  7  Tapatapa-damba hatao salotra. [2.649#72]
8  Akanjo fitondra andavanandro no teny aminy ary salotra nampinadramin' ny tompom-panasana no teo amboniny. [2.470#90]
Voambolana  9  Toe-karena: zaitra
Sampanteny 
10  Matoantenin' ny mpanao :
11  Matoantenin' ny iharana :
12  Matoantenin' ny fameno :
13  Anarana :
14  Mpamaritra :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/3)16  salotra
Sokajin-teny  17  anarana
Fanazavàna teny malagasy  18  [1.1] Fomba firandran' ny renin-jaza amin' ny andro amorana ny zanany; randram-bolo ataon' ny reny amin' ny fandidiam-poitra ny zanany
Voambolana  19  Fandram-bolo

Teny iditra (3/3)20  salotra
Sokajin-teny  21  anarana
Fanazavàna teny frantsay  22  [1.196] (c'est aussi le nom donné à la coiffure spéciale des femmes dont l'enfant va être circoncis ; la même racine, dans son sens général veut dire : action de suspendre, d'accrocher ; dans un sens plus moderne : mettre les habits d'un autre). Pachypodium rosulatum Baker et Pachypodium rosulatum var. gracilius (H. Perrier) Lüthy (Apocynaceae). Nom relevé par le R.P. Camboué. Curieuse plante, à souche monstrueuse, poussant sur les rochers, dépourvue de feuilles en saison sèche ; mais faisant de belles fleurs d'un jaune éclatant. [Merina]
Voambolana  23  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  25  asalotr, asolatr, salotra, solatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21