Teny iditra salova
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taisaka] lamba misarin-kitapo fitafim-behivavy [Rakotosaona 1972]
  [Tanala] fitafiana fitondran'ny vehivavy any amorontsiraka antsinanana any izay mivitrana ny lanin roa, fitafiana fitondrany na adavan'andro aza [Rakotosaona 1972]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra salovaña

2009/02/23