Teny iditra | 1 salova |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Taisaka]
lamba misarin-kitapo fitafim-behivavy 4 [1.78] [Tanala] fitafiana fitondran'ny vehivavy any amorontsiraka antsinanana any izay mivitrana ny lanin roa, fitafiana fitondrany na adavan'andro aza |
Voambolana |
5 Toe-karena: zaitra |
Tovy hevitra | 6 salovaña |
Fivaditsoratra | 7 salova, savola |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |