Teny iditra | 1 salovanina |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Sembantsembanina amin' ny fankanesana eo anoloana: Aza salovaninao ny zokiolona |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] to be preceded, to be interfered with |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] qu'on précède, qu'on gêne: |
Fototeny | 6 salovana |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 11 isalovanan, nasalovany, nisalovana, salovanina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |