Teny iditra | 1 sambasambaina |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fototeny | 3 sambasamba |
Haiendriteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
8 [1.1] Irariana ny fitahian' Andriamanitra: Nosambasambain' i Dadabe izahay rehetra |
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny sambasambaina io |
Fivaditsoratra | 10 asambasambany, isambasambana, sambasambaina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |