|
|
|
|

Teny iditra1  sambo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Karazana lakana makadiry ohatra ny trano, natao hamakivakiana ny ranomasim-be. Karazan-tsambo: sambo lay, sambo mpiady, sambo setroka na sambo sitimo
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] a ship, a large boat
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] bateau, navire, vaisseau
Ohatra  6  [2.471] Tsy namaly aho fa ny sambo no nihetsika mafy.
7  [2.508#] Afaka nandrafitra sambo nandehanany nankany Mozambika ny sasany.
Voambolana  8  Fifamoivoizan-tsambo
Haiendriteny 
9  Tsotra :
10  Tovonana :
Sampanteny 
11  Anarana :
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Anaran-toerana 
Ohabolana  19  Ohabolana misy io teny sambo io
Lahatsoratra  20  Randzavola: sambo ao amin' ny Baiboly
Sary 
21 

Fivaditsoratra  22  sambo, somba

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21