Teny iditra samboady
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tapa-damba lavalava apetraka amin' ny soroka iray ka asadika any ambany helika mifanohitra amin' ilay io [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A sash (as worn by goverment officials) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Baudrier, ornement ou toute autre chose qu'on passe sur l'épaule comme le baudrier [1.3]
 écharpe de parlementaire, maire, etc. [1.8]
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11