Teny iditra | sambobelona (sambotra, velona) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | ilazana ireo olona voababo an' ady, olona azo babo tany an' ady [Rajemisa 1985] | |
Fandikana frantsay | prisonnier de guerre [Abinal 1888] | |
Ohatra | Teo no rava ny tafiky Ramanantsoa, teo izy tenany no azo sambo-belona [Andraina: Mitaraina] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |