Teny iditra | sambobelona | |
Singan-teny | sambotra ; olona | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Ilazana ireo olona voababo an' ady, olona azo babo tany an' ady [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Prisonnier de guerre [1.3] | |
Ohatra | Teo no rava ny tafiky Ramanantsoa, teo izy tenany no azo sambo-belona
[2.472] | |
Fivaditsoratra | sambobelona, solom-babena |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/08 |