Teny iditra | 1 sambotra |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fanenjehana sy fakana olona na biby mandeha mafy Fandraisana, fitazonana ny olon-dratsy nahavita heloka Babo azo amin' ny ady: Nisy hatramin' ny dimampolo ny sambotra azo Findramana vola na zavatra mbola haverina na honerana |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] captive; a captive |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] prisonnier, captif |
Ohatra |
6 Kanjo resy tany izy ary azo sambotra ka novonoin'ny mpandresy sady norasarasainy ny fatiny. [2.508#] 7 Hoby moa izany no an' i Manjakadoria rehefa tonga Ratsialainkery ka nitondra ireto sambotra. [2.587#] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny sambotra io |
Fivaditsoratra | 18 asambotr, sambotra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |