Teny iditra (1/2) | 1 samonta |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] [Sakalava]
Fisondrotan' ny ranomasina be indrindra amin' ny tsinambolana sy ny fenomanana; fisondrotan' ny ranon' ny ranomasina arapotoana isan' andro amin' ny toerana iray |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] the tide, high tide |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] la haute marée |
Voambolana |
6 Haitoetrandro 7 Fifamoivoizan-tsambo |
Tsipelina hafa | 8 famonta |
Teny iditra (2/2) | 9 samonta |
Sokajin-teny | 10 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
11 [1.196] (de monta : amer). Souvent orthographié par erreur samonty ou samoty. Pluchea grevei (Baill.) Humbert (Asteraceae). L'infusion très amère passe pour un puissant stimulant et un aphrodisiaque. Elle entrait autrefois dans la préparation des boissons rituelles pour la circoncision. [Mahafaly]
|
Voambolana |
12 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 14 aantsom, samonta |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |