Teny iditra sampy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fisaviliana amin-javatra hafa [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay Etat de ce qui est placé sur quelque chose, de manière à tomber des deux côtés, comme du linge sur une corde, comme un cavalier dont les deux jambes pendent, comme ce qui est à califourchon sur quelque chose [Abinal 1888]
Sampanteny 
Teny nalaina 

Teny iditra sampy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Tany am-boalohany, fanafody nofonosina tapa-damba dia nasiana tady randrana lavalava mba hahazoana "misampina" azy, ka ny nikendren' ny ntaolo azy tamin' izany dia ny hiaro amin' ny valan' aretina toy ny sery, kohaka, aretin' andoha
¶ Taty aoriana, zavatra (tapakazo) natao fitokiana sy hianteherana ka nivavahana: Ikelimalaza no nalaza indrindra tamin' ireo sampin' andriana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a charm or fetish, an idol [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay fétiche, idole [Hallanger 1974]
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Tsanganana sy sary iray takila Ny sampy taloha
Lahatsoratra 

Teny iditra sampy
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay serment, jurement [Abinal 1888]
Sampanteny 

2017/06/29