|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  sampy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Fisaviliana amin-javatra hafa [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  Etat de ce qui est placé sur quelque chose, de manière à tomber des deux côtés, comme du linge sur une corde, comme un cavalier dont les deux jambes pendent, comme ce qui est à califourchon sur quelque chose [1.3]
Sampanteny 
5  Matoantenin' ny mpanao :
6  Matoantenin' ny iharana :
7  Matoantenin' ny fameno :
8  Anarana :
9  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny sampy io

Teny iditra (2/3)12  sampy
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny malagasy  14  Tany am-boalohany, fanafody nofonosina tapa-damba dia nasiana tady randrana lavalava mba hahazoana "misampina" azy, ka ny nikendren' ny ntaolo azy tamin' izany dia ny hiaro amin' ny valan' aretina toy ny sery, kohaka, aretin' andoha
15  Taty aoriana, zavatra (tapakazo) natao fitokiana sy hianteherana ka nivavahana: Ikelimalaza no nalaza indrindra tamin' ireo sampin' andriana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  16  a charm or fetish, an idol [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  17  fétiche, idole [1.8]
18  (du sens général : se tenir à califourchon ; quand le mpitahiry présentait l'idole il fallait que ses ornements retombent des deux côtés). Idoles royales ou idoles particulières qu'on conservait au coin des ancêtres dans la maison (coin Nord-Est) quand on changeait leur attirail (appelé forongon-tsampy), les petits morceaux de bois ou d'autres matières étaient ramassés avec soin et vendus par le gardien (mpitahiry) pour faire des talismans. On leur attribuait de grandes vertus et notamment celle de protéger contre les sortilèges. Ces petits talismans s'appelaient : zana-tsampy (littéralement : enfants d'idole). [1.196]
Voambolana  19  Haizavamaniry
Kamban-teny 
Lohateny 
Tsanganana sy sary iray takila  22  Ny sampy taloha
Lahatsoratra  23  Randzavola: sampy ao amin' ny Baiboly (=> fanompoan-tsampy)

Teny iditra (3/3)24  sampy
Sokajin-teny  25  anarana
Fanazavàna teny frantsay  26  serment, jurement [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/14