|
|
|
|

Teny iditra1  sanatrian' ny vava
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1#859] teny enti-mandà mafy zavatra atao ohatrohatra fotsiny: Tsy misy maniry izay hisarahan' ireto zaza ireto akory isika mianakavy, sanatrian' ny vava. Inona no hatao raha sanatria ka maty alohan' ny vavy ny lahy
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] excuse me for saying this, but
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] veuillez pardonner l'expression, mais
Singan-teny  6  sanatria, vava

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07