|
|
|
|

Teny iditra1  sanatrian' ny vava
Singan-teny  2  sanatria, 3  vava
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5  teny enti-mandà mafy zavatra atao ohatrohatra fotsiny: Tsy misy maniry izay hisarahan' ireto zaza ireto akory isika mianakavy, sanatrian' ny vava. Inona no hatao raha sanatria ka maty alohan' ny vavy ny lahy [1.1#859]
Fanazavàna teny anglisy  6  excuse me for saying this, but [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7  veuillez pardonner l'expression, mais [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12