|
|
|
|

Teny iditra1  sanda azo ampiasaina
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.13] fitambaran' ny taratasim-bola sy ny lelavola eo antanana
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.13] valeur disponible
Voambolana  5  Toe-karena: ara-bola ary fitantanana
Singan-teny  6  sanda, azo ampiasaina

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07