Teny iditra sandan > sandana (sanda)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny zavatra anomezana sanda amin' ny fifanakalozana: Zavatra mitovy vidy ireo ifanakalozanareo ireo, ka raha sandanao ny anao, maty antoka ianao [1.1]
 Asiana sanda na fanampiny mba hahafeno azy [2.285]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : sandana, sandako, sandanao, sandany, sandantsika, sandanay, sandanareo, sandan', sandan-, sandam-, sanda-
Ny lasa : nosandana, nosandako, nosandanao, nosandany, nosandantsika, nosandanay, nosandanareo, nosandan', nosandan-, nosandam-, nosanda-
Ny hoavy : hosandana, hosandako, hosandanao, hosandany, hosandantsika, hosandanay, hosandanareo, hosandan', hosandan-, hosandam-, hosanda-
Filaza mandidy : sandao

Teny iditra sandan > sanda
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Vola na zavatra omena ho fanampiny amin' ny takalo ifanaovana raha ohatra ka tsy mitovy vidy ireo zavatra roa ifanakalozana; tamby; amboniny: Inona no sanda homenao ahy raha hatakaloko an' iny satrokao efa tontatonta iny ity vao novidiko tsy tiako volo ity [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Valeur [1.13]
Sampanteny 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Teny iditra sandan > sanda
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Bara] Saldinia proboscidea Hochr. (Rubiaceae) ; réf. Humbert 12159. La décoction amère des racines est administrée au cours des fièvres paludéennes. [1.196]
Anarana siantifika Saldinia proboscidea
Voambolana 