Teny iditra | 1 sandohana |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Angalarina an-kafetsena, ihamboana ho an' ny tena nefa an' olona: Loza izany raha haratsian' izay olona fa nosandohany ny boky vao novidiko omalin' iny |
Fototeny | 4 sandoka |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 9 handanosa, handaosan, hosandana, sandohana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |