|
|
|
|

Teny iditra1  sandrana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [Tanala] (sandraña) zavatra nafadin'ireo razana fahagola ka mbola fadin'ny taranaka ankehitriny aty aoriana indray [1.78]
4 [Antambahoaka] Teny enti-milaza fady tsy azo atao mihitsy mihitsy fa raha mandika azy hiharan' ny fahafatesana irahin' ny razana amin' ny tena [1.1]
5 Zavatra na hanina nanafaran'ny Razana tsy ho azo atao na hohanina [1.1]
Voambolana  6  Finoana
Tovy hevitra  7 sandra
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/20