Teny iditra sandrana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tanala] (sandraña) zavatra nafadin'ireo razana fahagola ka mbola fadin'ny taranaka ankehitriny aty aoriana indray [Rakotosaona 1975]
  [Tambahoaka] Teny enti-milaza fady tsy azo atao mihitsy mihitsy fa raha mandika azy hiharan' ny fahafatesana irahin' ny razana amin' ny tena [Rajemisa 1985]
 Zavatra na hanina nanafaran'ny Razana tsy ho azo atao na hohanina [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra sandra
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31