Teny iditra |
sandrify
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Zavamaniry rarin' ny vehivavy hatao harona eo amin' ny fotoana anaovana hasoavana ny zaza [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Espèce de palmier dont les feuilles sont employées dans la circoncision [1.3]
|
| (dialecte non précisé). D'après Malzac, ce serait un Palmier dont les feuilles sont employées lors de la circoncision. [1.196]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
sandrify
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka]
Haronkely mifanarona sady fisaka [1.78]
|
| [Sihanaka]
Kitapo [1.78]
|
| [Tanala]
Haron-kely mifanarona somary lakana fitehirizana zavatra ilaina toy ny bokim-pianarana, vola, firavaka, ody na zavatra hafa [1.78]
|
| Haronkely fitondran' ny mpianatra ny zavajavany kely momba ny fianarana [1.1]
|
| Karazan-kitapo voarary vita amin'ny zavamaniry [1.13]
|
Fanazavàna teny frantsay | Sac de paille [1.13]
|
|