|
|
|
|

Teny iditra1  sanehaka
Fototeny  2  hehaka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fisefosefoana sy fahasemporana, toy izay mahazo ny olona matavy miaka-piakarana.
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2#551] Root of misanehaka
Sampanteny 
6  Matoantenin' ny mpanao :
7  Anarana :

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02