|
|
|
|

Teny iditra1  sangodim-panina
Singan-teny  2  sangodina, fanina
Sokajin-teny  3  kambanteny
Ohatra  4  Mbetika manao sangodim-panina eo amin' ny toerany ihany toy ny tandrimo be gorada! [2.471]

Fivaditsoratra  5  nampisongadina, sangodim-panina

Nohavaozina tamin' ny 2024/03/08