Teny iditra sangotra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fiotazana ny vary tsy miaraka fa arakaraka ny fahamasahany ka tsongoina amin' ny tanana na tapahina amin' ny antsy ny salohiny izay masaka [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

2009/02/23