|
|
|
|

Teny iditra1  santimetatra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny anglisy  3  [3.1] centimeter
Fanazavàna teny frantsay  4  [3.1] centimetre
Ohatra  5  [2.895#] Nokendain'i Fandrava indray ny tendany ka raha tsy nintranga nisy folo santimetatra ny lelany tsy nesoriny ny tanany.
6  [2.508#] Lakambe natao tamin' ny hazoala ary mirefy folo metatra amin' ny lavany, iray metatra amin' ny sakany ary sivifolo santimetatra amin' ny halaliny.
Voambolana  7  Toerana
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07