|
|
|
|

Teny iditra1  saobakaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Biby mitovitovy amin' ny sahona saingy izy lehibe, ary ny hodiny mivotrovotro; fatra-pisambotra bibikely hohaniny ny saobakaka ka noho izany heverina ho biby mahasoa
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] a large frog, sometimes called a toad
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] grosse grenouille, parfois appelé crapaud
Voambolana  6  Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa
Tovy hevitra  7  sabakaka
Kamban-teny 
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny saobakaka io

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31