Teny iditra saodiera
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy [fr. chaudière] Fitaovana vy fitanehana rano ho an' ny masinina na fahandroan-tsakafo [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: chaudière.

Nohavaozina tamin' ny 2009/09/01