Teny iditra | saokan > saoka | ||||||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Lamba anampy ny akanjo amin' ny faritra sasantsasany hanalehibe azy; safiny [1.1] | ||||||||||||||||||
Voambolana | Toe-karena: zaitra | ||||||||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||||||||
Manontolo | |||||||||||||||||||
Anaran' akora mamorom-batana | |||||||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny saoka io | ||||||||||||||||||
Teny iditra | saokan > saoka | ||||||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Ny eo ambanin' ny molotra ambany; saomaka. [1.1] | ||||||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | The chin [1.7] | ||||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Le menton [1.8] | ||||||||||||||||||
Ohatra | Ny volombava tsy miromborombo ary tsy malama, fa milantolanto amin' ny molotra sy ny saoka.
[1.436] | ||||||||||||||||||
Voambolana | Haiaina | ||||||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny saoka io | ||||||||||||||||||
Fivaditsoratra | akosa, asoka, kasao, kasoa, sakao, sakoa, saoka, soaka |