Teny iditra | saondy | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fitaovana entina mahalala ny halalina; fitaovana entina misintona rano avy amin'ny taova [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Sonde [1.13] | |
Fivaditsoratra | andosy, diñaso, disaño, ondasy, sady ... no, saondy, sodina |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |