|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  saosao
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 fikorontanana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  4 parasite [1.13]

Teny iditra (2/2)5  saosao
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7 Toetran' ny zavatra tsy malamalama fa misy marokoroko na maraorao
8 Feo heno amin' ny fikasokasoky ny lamba henjankenjana
9 Fihinanana hanina haingana, an-kisesy [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Mpamaritra :

Fivaditsoratra  14 asosao, 15 osaosa, saosao, 16 soasoa

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/22