Teny iditra sapapa
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Bara] Enti-milaza tandrok' omby miolaka miakatra; tandroka mivolantsinana tonga lafatra ka tian' ny olona izaitsizy fa mahatsara bika ny omby [Rajemisa 1985]
Mpanahaka  Bikan' ny tandrok'omby

2009/09/01