|
|
|
|

Teny iditra1  sara-droa
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Karazan-tao volom-behivavy tsotra indrindra manarakaraka ny bango tokana: bangoina ny volo amin' ny andaniny roa avy amin' ny soritra afovoan' ny loha, dia avala samy hidina, voarandrana
Voambolana  4  Fandram-bolo
Singan-teny  5  saraka, roa

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/22