Teny iditra | 1 sara-droa |
Singan-teny | 2 saraka, roa |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Karazan-tao volom-behivavy tsotra indrindra manarakaraka ny bango tokana: bangoina ny volo amin' ny andaniny roa avy amin' ny soritra afovoan' ny loha, dia avala samy hidina, voarandrana |
Voambolana |
5 Fandram-bolo |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/22 |
![]() |