Teny iditra saram-panafana (sara, fana)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy ny vola na zavatra vidin' ny fanafody nomena ny mpitsabo [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra saram-panafody
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31