Teny iditra | 1 sarañe |
Sokajin-teny | 2 Tsy lazaina |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Tanala]
sasany, ny vitsivitsy: Nilefa avy ny aomby ka ñy sarane tratrany mandy koja (nandositra daholo ny omby nefa tratra ihany kosa ny sasany) |
Fivaditsoratra | 4 aseran, nasera, sarañe, serana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |