Teny iditra sarendry
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanaovana rafitra ngorodona na fandaharana taila atao mifampidipiditra [1.1]

Teny iditra sarendry
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavamaniry mitovitovy amin' ny sakamalao nampidirin' ny Antalaotra teto, manana fofo-manitra miavaka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Cité par Malzac, qui écrit : « Tubercule odoriférant semblable au Gingembre, importé par les Arabes ». [1.196]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/10/23