Teny iditra (1/2) | 1 sarendry |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fanaovana rafitra ngorodona na fandaharana taila atao mifampidipiditra |
Teny iditra (2/2) | 4 sarendry |
Sokajin-teny | 5 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
6 [1.1] Zavamaniry mitovitovy amin' ny sakamalao nampidirin' ny Antalaotra teto, manana fofo-manitra miavaka |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.196] Cité par Malzac, qui écrit : « Tubercule odoriférant semblable au Gingembre, importé par les Arabes ». |
Voambolana |
8 Haizavamaniry: ahitra |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |