Teny iditra sareraka (reraka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny zavatra mibarera ary mitaritarika, toy ny elatry ny vorona anan' ny hafanana, na ny lamba tafina miroraka fa tsy misampina tsara. [1.1]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05