| Teny iditra | 1 sarety |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Kalesy tarihin' ny olona (saretintanana) na tarihin' ny omby miditra anaty jioga: Ariary zato ny zezika iray sarety.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a bullock-cart
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 charrette
[1.8] |
| Ohatra |
6 Voatandriny fatratra tokoa ny saretin-dRabe
[2.332#28]
7 Namidin' I Dada ny ombon-tsaretiny roa lahy [2.472] 8 sarety iray feno ravi-pary sy fary tarihin' omby roa no miditra ny tanàna. [2.470] |
| Haiendriteny |
|
| Voambolana | 11 Fitaterana |
| Kamban-teny rehetra | 12 Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Teny nalaina | 13 Soratra misy io teny io |
| Sary |
|
| Fivaditsoratra | 16 aretsy, 17 aritse, 18 asetry, sarety, 19 Setraì, 20 Taresy, 21 tsiare |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|