Teny iditra | 1 sarety |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Kalesy tarihin' ny olona (saretintanana) na tarihin' ny omby miditra anaty jioga: Ariary zato ny zezika iray sarety. [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 a bullock-cart [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 charrette [1.8] |
Ohatra |
6 Voatandriny fatratra tokoa ny saretin-dRabe [2.332#28] 7 Namidin' I Dada ny ombon-tsaretiny roa lahy [2.472] 8 sarety iray feno ravi-pary sy fary tarihin' omby roa no miditra ny tanàna. [2.470] |
Voambolana |
9 Fitaterana |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Sary |
|
Fivaditsoratra | 14 aretsy, asetry, sarety |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |