|
|
|
|

Teny iditra1  sarimihetsika
Singan-teny  2  sary, mihetsika
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] film: Sarimihetsika ilalaovan' i Fernandel (Un film où joue Fernandel)
cinéma
Ohatra  5  Fa izao ndeha ho any an-trano hilaza amin-dry Dada; any no misakafo, dia ierao aminy aho hijery sarimihetsika isika amin' ny sivy. [2.4]

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/22