|
|
|
|

Teny iditra1  sari-monina
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] ilazana ireo vahiny efa mitoetra maharitra eo amin' ny vohitra iray
Ohatra  4  [2.508#] Tamin' ny volana febroary 1889 dia nandefa mpiady mahafaly dimanjato tany Nosy Ve izay nisy Frantsay sarimonina telopolo Lahintafika.
Singan-teny  5  sary, monina
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny sari-monina io

Fivaditsoratra  7  namorisany, namosirany, ranomasiny, ranomasiñy, sari-monina

Nohavaozina tamin' ny 2025/06/21