|
|
|
|

Teny iditra1  sarimpapango (sary)
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Taratasy voarary amin' ny hazo maivana izay rohizana amin' ny kofehy, ka sintonina mihazakazaka ilay kofehy, dia misondrotra tsikelikely ilay sarimpapango ary misononoka eny amin' ny rivotra eny [1.1]
Mpanahaka  4  Papangohazo

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31