Teny iditra | sarin-domano | |
Singan-teny | sary ; lomano | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Fanaovana fihetsika toy ny milomano; ilazana koa ny hafetsena sy olakolaka entina mitana amin' ny famotorana [1.1] | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny sarin-domano io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/06 |