|
|
|
|

Teny iditra1  sarintany
Singan-teny  2 sary, 3 tany
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 ny sarin' ny tany natao amin' ny tsipika manaradrefy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 carte [1.13]
Ohatra  7  Niezahana mafy koa ny nanamboarana sarintany ahazoana mametraka mazava ny toerana malaza voatonona ao amin' ny boky. [2.508#]
8  Raha mijery ny sarintany fehizay ianao, dia hahita fa ao anelanelan' i Mahazony sy Ankitsika, dia tsy misy afa-tsy ala mikirondro; [2.357#]
Voambolana  9  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Kamban-teny rehetra  10 sarintanim-paritra
Sary 
11 

Fivaditsoratra  12 anantsiry, 13 antsirina, sarintany, 14 sinitrana, 15 siran-tany, 16 sitranina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09