Teny iditra | sarintany vita kadasitra | |
Singan-teny | sarintany ; vita | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Sarintany arahina antontan-taratasy maneho ny fitsinjaran'ny tany amin'ny mponina [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Plan cadastral [1.13] | |
Voambolana | Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/14 |